|
|
|
|

Entrée1  vatomizana
Mots élémentaires  2  vato, 3  mizana
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  Fonjana metaly ampiasaina amin' ny fandanjana zavatra amin' ny mizana; manana endrika efa raikitra ny vatomizana ary misy tarehimarika milaza ny lanjany avy: 1 kilao, 2 kilao, 5 kilao, sns [1.1]
Explications en anglais  6  [vato mizana] a weight used on a scale [1.7]
Explications en français  7  [vato mizana] poids de balance [1.8]
8  [vato mizana] masse marquée [1.13]
Exemples  9  Nifanaraka ny roa tonta fa hampiasa famarana sy fandrefesana ary vatomizana mitovy Imerina sy Lalangina mba hampitovy sy hahamarina tsara ka hampandroso ny varotra nifanaovany [2.508#]
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot vatomizana
Article  11  Randzavola: vatomizana ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/09/12